Skip to main content

Wikipedia:Fandraisana Takelak’ity volana ity  Lahatsoratra tsara vakiana  Sarin’ity herinandro ity  Ny vaovao Efemerida Tetikasa Wikipedia amin'ny fiteny vahiny Meny fitetezanaovainaWikimedia Foundation ireo volavolaincubatorincubatortetikasa iraisanaWikiversite iraisanaOvay

Multi tool use
Multi tool use

Sary eo amin'ny fandraisana


SokajyFikambananaFanoroanatsipelina marofiteny tagalaogyfiteny anglisyTaiwanMalaiziaBruneiIndoneziaKalimantanLuzonVisayaMindanaoVisayaCebuBoholPanayMasbateSamarLeyteMindanaoPalawanPejy rehetraSokajyTetikasa wikiNuvola apps localeSLO.pngNuvola apps kdmconfig.pngNuvola apps kcoloredit.pngFilozofiaMatematikaKolontsaina malagasyEkolojiaTeknolojiaSimiaWikimedia Foundation ireo volavolaanglisyalemanafrantsaynerlandeyitalianamalagasyespaniolarosyjaponeyportogey










Wikipedia:Fandraisana


Avy amin'i Wikipedia

Sauter à la navigation
Sauter à la recherche





Tonga soa eto amin’i Wikipedia

ny raki-pahalalana malalaka azon’ny tsirairay ovaina

lahatsoratra 91 506 amin’ny teny malagasy


Pejy rehetra ·
Sokajy ·
Fikambanana ·
Fanoroana









Nuvola filesystems services.svg Takelak’ity volana ity






Naturalis Historia, raki-pahalalana voalohany (fanontana ny taona 1669 io natolotra io)


Ny raki-pahalalana (izay manana tsipelina maro) dia boky firaketana ny fampahalalana mikasika ny fahaizan'ny olombelona. Ny raki-pahalalana ankehitriny dia na vita taratasy (toy ny Rakibolana Rakipahalalana) na eo amin'ny Aterineto (toy i Wikipedia) izay mirakitra lahatsoratra maro amin'ny taranja iray ho an'ireo raki-pahalalana manokana, na amin'ny taranja rehetra ho an'ireo raki-pahalanana tsotra.


Roa arivo taona izay no nisian'ny rakipahalalana voalohany ; ny rakipahalalana voalohany, Tantara Voajanahary ("Histoire Naturelle" amin'ny teny frantsay), dia nosoratan'i Pliniosy Be Taona tamin'ny 77 CE tany ho any. Ny raki-pahalalana araka ny amantaratsika azy amin'izao fotoana izao, dia nipoitra tamin'ny taonjato faha 17. Tafiditra anaty boky iray ny raki-pahalalana, kanefa ny raki-pahalalana sasany, toa ny Encyclopaedia Britannica amin'ny fiteny anglisy, na ny Enciclopedia universal ilustrada europeo-americana amin'ny fiteny espaniola, dia raki-pahalalana misy "volume" amam-polony (32 ho an'ilay voalohany, 70 ho an'ilay faharoa). Ankehitriny, misy raki-pahalalana elektrônika (an-tranonkala na amin'ny CD), toa i Wikipedia (manana sampanana amin'ny fiteny mahery ny 250), na Citizendium. (tohiny...)



Artículo bueno.svg Lahatsoratra tsara vakiana



I Filipina na amin’ny anarany lava Repoblikan’i Filipina, na amin’ny fiteny tagalaogy Republika ng Pilipinas, na amin’ny fiteny anglisy, Republic of the Philippines, dia firenena iray eo amin’ny tambanosy miisa nosy 7 107 ary manana velarantany telo hetsy kilometatra toradroa (90%-n’ny velarantan’i Filipina ny nosy roa ambin’ny folo lehibe indrindra). Nosy mahery ny roa arivo no misy mponina mipetraka ary 2 400 no isan’ireo nosy tsy manana anarana. Any amin’ny faritra andrefan’ny Ranomasimbe Pasifika no misy an’i Filipina. Ny firenena manodidina azy dia i Taiwan any avaratra, ny faritany atsinanan’i Malaizia (Borneo), Brunei, ary Indonezia (Faritany Indonezianin’i Borneo na Kalimantan).


Ireo faritany telon’i Filipina dia Luzon, Visaya ary Mindanao. Ny nosin’i Luzon no lehibe indrindra ary avaratra indrindran’ny firenena, ary ao no misy ny renivohiny Manila ary ny tanàna lehibe indrindra Quezon City, miisa 15 tapitrisa mponina. Eo amin’ny faritany afovoan’i Filipina no misy an’i Visaya, ahitana ny nosy Negros, Cebu, Bohol, Panay, Masbate, Samar ary Leyte. Any atsimo no ahitana an’i Mindanao, nosy faharoa amin’ny velarantaniny. Davao, Marawi ary Zamboanga ary Cagayan no tanàna lehibe ao amin’ny nosin’i Mindanao. Any atsimo andrefan’i Mindanao no ahitana ireo nosin’i Sulu ohatr’i Basila, Jolo ary Tawi Tawi ; akaikin’i Borneo no misy azy ireo ary ireo nosy ireo dia itoeran’ny vondrona isilamista mpampatahotra Abu Sayyaf. Any andrefan’i Visaya no misy ny tamba-nosin’i Palawan, miisa nosy 1 700.


(tohiny...)





Emblem-pictures.svg Sarin’ity herinandro ity



Soyuz TMA-16 approaching ISS.jpg



◄ ►



Crystal 128 knode.png Ny vaovao


Mitranga amin'izao fotoana izao : Brexit, Krizy politika ao Venezoela[ovaina]




Gnome globe current event.svg Efemerida















Pejy rehetra 



Sokajy 



Tetikasa wiki 



Nuvola apps localeSLO.png 



Nuvola apps kdmconfig.png 



Nuvola apps kcoloredit.png 



Filozofia 



Matematika 



Kolontsaina malagasy 



Ekolojia 



Teknolojia 



Simia 











































Hita tao amin'ny "https://mg.wikipedia.org/w/index.php?title=Wikipedia:Fandraisana&oldid=809038"





Meny fitetezana




























(window.RLQ=window.RLQ||[]).push(function()mw.config.set("wgPageParseReport":"limitreport":"cputime":"0.104","walltime":"0.166","ppvisitednodes":"value":344,"limit":1000000,"ppgeneratednodes":"value":0,"limit":1500000,"postexpandincludesize":"value":9906,"limit":2097152,"templateargumentsize":"value":720,"limit":2097152,"expansiondepth":"value":7,"limit":40,"expensivefunctioncount":"value":2,"limit":500,"unstrip-depth":"value":0,"limit":20,"unstrip-size":"value":5010,"limit":5000000,"entityaccesscount":"value":0,"limit":400,"timingprofile":["100.00% 70.194 1 -total"," 41.96% 29.455 1 Endrika:Volavola_afa"," 36.20% 25.410 9 Endrika:Lien_sur_image"," 13.30% 9.338 1 Endrika:Sarin'ity_herinandro_ity"," 7.74% 5.434 1 Wikipedia:Sary/*/Herinandro_11_2019"," 7.31% 5.134 1 Wikipedia:Takelaka/3_2019"," 6.52% 4.579 1 Endrika:Efemerida"," 6.18% 4.339 1 Endrika:Début_cadre"," 5.66% 3.976 1 Endrika:Sokajy"," 5.57% 3.910 1 Wikipedia:Vaovao"],"cachereport":"origin":"mw1258","timestamp":"20190313094851","ttl":3600,"transientcontent":true);mw.config.set("wgBackendResponseTime":152,"wgHostname":"mw1264"););Lnem8gjHeHD3ehYRC6Fsm7,1idwPcyVPKUFbu
EZtdBu8E59scLfPfYD,ObXcNQt3O,Raxf,xUt

Popular posts from this blog

Aidahas Turinys Geografija | Klimatas | Istorija | Demografija | Religija | Ekonomika | Galerija | Naršymo meniuidaho.gov

Creating centerline of river in QGIS? The 2019 Stack Overflow Developer Survey Results Are In Announcing the arrival of Valued Associate #679: Cesar Manara Planned maintenance scheduled April 17/18, 2019 at 00:00UTC (8:00pm US/Eastern)Finding centrelines from polygons in QGIS?Splitting line into two lines with GRASS GIS?Centroid of the equator and a pointpostgis: problems creating flow direction polyline; not all needed connections are drawnhow to make decent sense from scattered river depth measurementsQGIS Interpolation on Curved Grid (River DEMs)How to create automatic parking baysShortest path creation between two linesclipping layer using query builder in QGISFinding which side of closest polyline point lies on in QGIS?Create centerline from multi-digitized roadway lines Qgis 2.18Getting bathymetric contours confined only within river banks using QGIS?

Typsetting diagram chases (with TikZ?) Announcing the arrival of Valued Associate #679: Cesar Manara Planned maintenance scheduled April 17/18, 2019 at 00:00UTC (8:00pm US/Eastern)How to define the default vertical distance between nodes?Draw edge on arcNumerical conditional within tikz keys?TikZ: Drawing an arc from an intersection to an intersectionDrawing rectilinear curves in Tikz, aka an Etch-a-Sketch drawingLine up nested tikz enviroments or how to get rid of themHow to place nodes in an absolute coordinate system in tikzCommutative diagram with curve connecting between nodesTikz with standalone: pinning tikz coordinates to page cmDrawing a Decision Diagram with Tikz and layout manager